Zava-baovao eo anivon’ny AMZP

Mitohy hatrany ny fianaran-kira eo anivon’ny antoko mpihira Zarampifaliana. Ny zavatra miova kosa dia ny toerana fanatanterahina izany :

  • Isaky ny alahady voalohany sy fahatelo : amin’ny zoom https://zoom.us/j/92027094817 amin’ny 8 ora alina
  • Isaky ny alahady faharoa sy fahaefatra : any Gland aorin’ny fotoam-pivavahana.

Faly mandray anao izy ireo ary aza misalasala manatona ireto tompon’andraikitra ireto:
Adiresy Birao: bureauamzp@fjkm-gland.ch, 079 817 30 63

  • Ranaivo RAZAKANIRINA
  • Iony RABEMANANTSOA
  • Clarah ANDRIANJAKA