Save the date: 19 septambra 2021, miaraka amin’ny STK FJKM Gland Fahasoavana

Ho an’ny Fiangonana FJKM-Gland Fahasoavana,

Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika.

Ny Sampana Tanora Kristiana (STK) eto amin’ny FJKM Gland Fahasoavana dia manomana hetsika mahafinaritra ho antsika. Koa manasa antsika izy ireo hamandrika ny daty 19 semptambra ho avy izao.

Ho ampitaina amintsika eto ihany ny andinindininy.

Ho an’Andriamanitra irery ihany ny voninahitra.