Mandray « commande » godrogodro

Ho an’ny Fiangonana FJKM-Gland Fahasoavana,

Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika.

I Nadia dia faly mampahafantatra antsika fa mandray « commande » godrogodro izy. 15 EUR na 18 CHF no vidiny ary 26 sm ny savaivo (diamètre) an’ilay lasitra godrogodro.

Aza misalasala manantona an’i Nadia na manoratra amin’ny Messenger, na miantso ny téléphone +33 7 50 37 47 96 raha hanao « commande ».

Avy amin’i Nadia Randrianirina