FJKM – Synoda Lehibe 2021

Taorian’ny fivoriana Mpiandraikitra Foibe dia tapaka fa ho tazonina ny fanatanterahana ny Synoda Lehibe amin’ity taona ity, amin’ny faha-11 ka hatramin’ny faha-18-n’ny volana Aogositra 2021. Any Sambava no hanatanterahina izany.

Entanina noho izany isika hitondra am-bavaka hatrany ny fanatanterahina izany.

Amin’ny anaran’ny Biraompiangonana.