FJKM – Ireo Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe 2021 – 2025

Noho ny fahasoavan’Andriamanitra dia tanteraka soa aman-tsara nandritra ny Synoda Lehibe faha-19 (SL XIX) lasa teo ny fanavaozana ireo Mpiandraikitra Foibe (MF) miisa 100 sy ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe (BMF).

Indro atolotra antsika ny mpikambana voafidy ao amin’ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe: