Fandaminana sy Programme FIVORIAMBE SPVFA37

Indro ampitaina amintsika eto ambany ny Fandaharam-potoana amin’ny ankapobeny izay miandry antsika amin’io Fotoana io mandram-pahazontsika ny Programme detaillé avy amin’ny Birao Fohibe ny SPVFA-37.

Tsara ny manamarika ry havana fa Fandaharam-potoana amin’ny ankapobeny izy ity.

  • Indro ampitaina amintsika eo ambany ihany koa ireo Lisitrin’ny Hotel Vitsivitsy afahantsika mamandrika ny Toerana izay mety sahaza ho antsika.

Tsara ho Marihina ry havana fa ny tombony kely eto amin’ny Ville de Nantes dia tsy dia manano-sarotra ny Fifamoivoizina sy ny halavirana , koa azontsika atao tsara mihintsy ny manao ny Reservation izay Hotel rehetra misy eto Nantes sy ny manodidina,na ireo Ville mety manodidina ny Nantes (Nantes Centre,Rezé, Bouguenais, Sainte Lucie,Saint Herblain,Orvault, Treillières, La Chapelle-sur-Erdre ,…sns .) ary indrindra akaiky Peripherique ny Salle izay Hanatanterahintsika ny Fihaonambe .

Raha misy Fanazavana na Fanontaniana mikasika ny Fandaminana dia aza misalasala miantso na mandefa hafatra ho an’ny tompon’andraikitry ny Fandraisana :
Ramatoa RAMASITERA Hantaniaina Narindra : 07 81 57 71 81
Mail : fjkm.nantes@gmail.com

Dia manao Veloma finaritra antsika ary manonona ny Fiadanan’i Jesoa Kristy Tompontsika .

Ny Birao FJKM NANTES FANANTENANA

Ny Komity ny Hetsika sy Fandraisana Fivoriambe SPVFA37 FJKM NANTES FANANTENANA

#AOKA HIFAMPILAZA RY HAVANA


Indro ireo Lisitrin’ny Hotel Vitsivitsy manodidina :

B&B HOTEL
Adresse : 87 Rue du Leinster, 44240 La Chapelle-sur-Erdre
Téléphone : 0 892 78 80 70

Hotel Ibis Nantes Nord Treillières
Adresse : Zone D’Activités De Ragon, Rte de la Chapelle sur Erdre, 44119 Treillières
Téléphone : 02 40 72 87 88

Quintessia Resort
Adresse : 24 Chem. des Marais du Cens, 44700 Orvault
Téléphone : 02 40 76 84 02

Beaujoire Hôtel Nantes
Adresse : 15 Rue des Pays de la Loire, 44300 Nantes
Téléphone : 02 40 93 00 01

Hôtel Agora Nantes
Adresse : 31 Rue Jules Verne, 44700 Orvault
Téléphone : 02 51 78 53 57

Logis Hôtel Chateaubriand
Adresse : 2, bis rue Chateaubriand., 44000 NANTES CENTRE
Téléphone : 02 40 20 22 38

hotelF1 Nantes Est Porte de Saint Luce
Adresse : 345 Rte de Sainte-Luce, 44303 Nantes
Téléphone : 0 891 70 53 35

hotelF1 Nantes Ouest Saint Herblain
4 Rue des Piliers de la Chauvinière, 44800 Saint-Herblain
Telephone : 0 891 70 53 37

Hôtel ibis budget Nantes Nord Saint Herblain
Lot Les Lions, Av. des Lions, 44800 Saint-Herblain
Téléphone : 0 892 70 75 47