Fivoriamben’ny Synodamparitany any Nantes amin’ny 31 oktobra 2021

Ampatsiahivina isika tompon’andraikitra isan-tsokajiny fa tanterahina amin’ny sabotsy 31 oktobra 2021 ho avy izao any Nantes ny fivoriamben’ny Synodamparitany SP37. Ny FJKM Nantes no mandray antsika amin’ity taona ity.

Ampitaina amintsika aoriana ny andinindininy amin’izany: ny ora, ny toerana.

Miangavy antsika ry havana hitondra am-bavaka hatrany ny FJKM iray manontolo sy ny Synodamparitany misy antsika.

Amin’ny anaran’ny Biraompiangonana