Fisaoran’ny SLK

Ny Sampana Lehilahy Kristiana dia faly mampita fisaorana feno sy fankasitrahana ho an’ny mpiangona rehetra eto anivon’ny fitandremantsika nanatrika ny alahadin’izy ireo na dia notanterahina tamin’ny fomba tsy mahazatra aza izy io (Zoom).

Raha toa ka liana tia hanontany vaovao momba ny sampana dia ireto no azo hifandraisana amin’ny filoha (Jocelyn Ramanambohitra) : +41 79 871 17 93 sy ny filoha lefitra (Sedera Randrianarison) : +41 76 693 55 50 ary ny mpitan-tsoratra (Gildas Ratovomirija) : +41 78 904 83 36

Mirary soa ho anareo sahady izy ireo amin’izao ankatokin’ny fetin’ny Krisimasy izao mba ho fotoana feno fitiavana, fahasoavana ary indrindra fahasalamana ka ho lavitry ny aretina no iainantsika rehetra.