Firariantsoa avy amin’ny SLK

Ny SLK dia faly miarahaba ny mpianakavin’ny finoana rehetra nahatratra ny taona vaovao. Enga anie mba ho taona zina ho lavitry ny rofy ho antsika mianakavy ity taona ity.

Na dia naniry araka ny fandaharam-potoana aza ny SLK ny amin’ny fihaonana ho fifampiarahabana tratry ny taona dia tsy afaka nanatanteraka izany noho ny antony fahamehana ara-pahasalamana sy ny didim-panjakana mifandraika amin’izany. Ho tanterahina aoriana izany araka ny fivoaran’ny toe-draharaha.

Ho amintsika rehetra hatrany ny fahasoavan’ny Tompo.

Ny Biraon’ny SLK