Fiofanana momba ny Sakaizan’ny Fiangonana

Ampatsiahivina isika fa manomboka amin’ny alahady 26 septambra 2021 ho avy izao, mandritra ny Ankatoky ny Fandraisana ny fiofanana momba ny tetik’asa Sakaizan’ny Fiangonana.

Tetik’asa vaovao manomboka amin’ity taona 2021 ity izy io. Neken’ny Mpandray tamin’ny fivoriam-be tamin’ny volana martsa 2021 ny fanatanterahana izany.

Fanazavana fanampiny: bureau@fjkm-gland.ch

Amin’ny anaran’ny Biraompiangonana