Fiofanana momba ny Komity Sakaizan’ny Fiangonana

Ny Komity Sakaizan’ny Fiangonana (KSF) dia natsangana araka ny fanapahan-kevitry ny Mpandray mba hanentana ny Fiangonana amin’ireo endrika fanohanana azo atolotra avy amin’ny fanoloran-tenan’ny tsirairay.

Fototra lehibe amin’ny asa tanterahin’ny KSF ny fahafahana mitsidika sy mankahery ny Fiangonana amin’izany fitsidihina izany.

Koa indro atolotra antsika eto ambany ny fiofanana voaray tamin’ny alahady 3 oktobra lasa teo.

« Ny vy maharanitra ny vy, Toy izany, ny olona maharanitra ny tarehin’ny sakaizany. » Ohabolana 27:17