Fianaran’ny Dorkasy

Tontosa soa aman-tsara indray ny fianarana Soratra Masina miaraka amin’ny ray aman-dreny Mpitandrina tamin’ny 19 jona 2021 lasa teo.

Ny lohahevitra nangatahin’ny vehivavy ao amin’ny Dorkasy ho dinihana tamin’io andro io dia ny hoe :« Ahoana ny fomba fanabeazana ny zanantsika araka ny fivavahana kristiana, miatrika ny sivilizasiaôna eropeana »