Fanomanana ireo kalon’ny fahiny

Manasa ireo mpiangona maniry hihira kalon’ny fahiny amin’ny 28.8.2021 mba hanatrika ireto fianaran-kira ireto:

  • Alahady 8 aogositra, 10 ora sy sasany maraina, Temple de Gland
  • Alahady 22 aogositra, 10 ora sy sasany maraina, Salle Départ, Gland

Ireto avy ireo hira eritreretina ho tanterahina