Fampianarana Soratra Masina: Ilay Jesoa Mesia, Zanak’Andriamanitra Mpamonjy voahositra.

Faly miarahaba antsika amin’ny anaran’ny Tompo!

Ny Biraon’ny Fitandremana FJKM Gland Fahasoavana sy ny Mpitandrina dia faly manolotra antsika Mpiara-mivavaka Fampianarana Soratra Masina mifanaraka amin’ny litorijian’ny Alahady faha-3 izay tsy ahafahantsika miara-mivavaka.

Manomboka izao dia ho hitantsika isaky ny Newsletter izay mivoaka isam-bolana izany fampianarana hoentin’ny Mpintandrina izany, ary manasa antsika hijery hatramin’ny farany.

Indro ny rohy ahitana ilay horonantsary.

Mijere ary mianara finaritra ary tompoko!

Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany.