Ampoka fitia – Seminera momba ny fitiavana sy ny fanambadiana

SEMINERA MANOKANA MOMBA
NY FITIAVANA SY NY FANAMBADIANA

Daty:
1) Alarobia 10 febroary 2021, 8 ora ka hatramin’ny 9 ora sy sasany alina (ZOOM)
2) Zoma 12 febroary 2021, 8 ora ka hatramin’ny 9 ora sy sasany alina (ZOOM)
3) Alahady 14 febroary, madritra ny fanompoam-pivavahana

Rohy ZOOM hidirana amin’ny seminera ny alarobia sy ny zoma:
https://zoom.us/j/94605159914?pwd=dnZxZXdsblNUcTRaRFFJb0tkdDNqdz09

Ahafahana mandamina ny fitaovana mialoha dia manasa anao hisoratra anarana amin’ny seminera:
whatsapp: +41 76 749 54 67, +41 79 817 30 63
mailaka: tahiryrakotomanana68@gmail.comranaivo@ambohimalaza.org

Ho anao/anareo izay:

  • Maniry hifankatia
  • Mpifankatia
  • Mikasa hanorona fanambadiana
  • Efa anaty fanambadiana
  • Manana olana amin’ny fanambadiana

Lohahevitra hodinihina:
1) Fikolokoloana ny fitiavana, faharetan’ny fanambadiana
2) Fanorenana ny fanambadiana
3) Fanavaozam-pitiavana