Akon’ny Voka-dehibe 2

« Ary ankehitriny Jehovah ô, indro efa nentiko ny voaloham-bokatra amin’ny tany izay nomenao ahy ». Deo 26:10a.

Isaorana an’Andriamanitra ry havana fa tanteraka soa aman-tsara ny Voka-dehibe faharoa an’ny fiangonana. Tena tsara tokoa ny vokatra satria avo roa na telo heny tamin’ny vola noezahina notratrarina no azontsika.

Toy izao ny vokatra :
Mitentina 5950.-CHF ny vokatra azo.
Ny valopy voka-dehibe dia nanangonana 440.-CHF sy 135 EUR.


Isaorana antsika ihany koa ry havana tamin’ny nanolorana ireo vokatra sy koa tamin’ny nanombanana izany vokatra izany. Misaotra indrindra ry havana amin’ny fanohanana hatrany ny fiangonana misy antsika.

Ho an’Andriamanitra irery ihany ny voninahitra.

Amin’ny anaran’ny Biraon’ny FJKM Gland Fahasoavana sy ny Komity Serasera sy Printy