Gazetim-piangonana / Journal

Gazetim-piangonana

Nivoaka ny 24 aprily 2011 ny gazetim-piangonana eto amin’ny FJKM-Gland izay mitondra ny lohateny hoe Akon’i Gland na “Echos de Gland”.

Raha maniry ny handray izany gazety izany ianao dia aza misalasala misoratra anarana amin’ny taratasy eto ambany.

Ny famandrihana herintaona dia mitentina 30.-CHF

Taratasy famandrihana gazety

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *

*