Zarampifaliana / Chorale Zarampifaliana

Chorale Zarampifaliana

“Je publierai ton nom parmi mes frères, Je te célébrerai au milieu de l’assemblée.” Psaumes 22:22

Répertoire

Gospel, a cappella, chants sacrés et chrétiens de Madagascar, divers danses traditionnelles.

Discographie

2013: Hoderaiko, Ankalazaiko [Acheter]

  1. Hoderaiko, Ankalazaiko (I Praise You)
  2. Ho avy Ahy (Jesus Comes to Us)
  3. Miverena (Return unto Me)
  4. Jeso Sakaizanay (Nearer, My God, to Thee)
  5. O! Happy Day
  6. Tsy Misy toa Anao (In You Alone)
  7. Velona ny Tompo (Jesus is Alive)
  8. Amen

Contact

0041 79 817 30 63


Antoko Mpihira Zarampifaliana

Ny antoko mpihira Zaram-pifaliana no antoko mpihira manafana ny litorjia eto amin’ny FJKM-Gland Fahasoavana. Tanora avokoa ireo mpikambana ao aminy ary miezaka hatrany mitory ny Tenin’Andriamanitra amin’ny alalan’ny hira izy ireo sy manohana koa tetik’asa fampandrosoana izay misy any Madagasikara (ohatra: ezaka fampitaovana sampana, ezaka boky sekoly alahady,…)

Ankoatry ny kaonseritra sy ny tetik’asa karakarain’izy ireo mandavan-taona dia manampy tanteraka koa izy ireo ny fitandremana amin’ireo asa fampandrosoana rehetra.

Misokatra hatrany ny varavaran’ny Zaram-pifaliana ho an’ireo tanora rehetra izay maniry ny hanatevin-daharana azy ireo. Koa tongava maro e!

Fotoana fianaran-kira mahazatra:
Iangaviana hanatona ny Filohan’ny Zarampifaliana momba ny andinindininy.

Biraon’ny Zarampifaliana

Filoha/Mpampianatra hira: Ranaivo Razakanirina, +41 79 817 30 63, ranaivo@ambohimalaza.org
– Filoha Lefitra: Mickaël Gabiano Andrianarintsalama
– Mpitan-tsoratra: Haingoniaina Andriamifidy
– Mpitahiry vola: Haingo Razafimanantsoa

Karazan-kira sy dihy:
– Gospel.
– Hiram-pivavahana malagasy.
– Dihy anatin’ny kalon’ny fahiny.

Aza misalasala miantso anay raha tianareo hanafana fanompoam-pivavahana na fety manokana izahay.

CHORALE ZARAM-PIFALIANA
CCP: 10-152875-0

 

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *

*

Simple Calendar

October 2017

Mon Tue Wed Thu Fri Sat Sun
1
  • Culte à Saint-Julien
2
3
4
5
6
7
8
  • Culte
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
  • Cours SA
  • Culte
23
24
25
26
27
28
29
30
31