Sekoly Alahady / Ecole du dimanche

Sampana Sekoly Alahady

Ny Sampana Sekoly Alahady dia Sampana ao amin’ny Fitandremana FJKM-Gland. Ny tanjony dia ny hampianatra ny Tenin’Andriamanitra. Mifandray tanteraka amin’ny tanjona fototry ny fitandremana izany. Izany tanjona fototra izany dia ny fanentanana ny olona amin’ny fahalalàna ny Tenin’Andriamanitra sy ny finoana an’I Jesoa Kristy

Nitsangana tamin’ny 20 janoary 2008 lasa teo ny Sekoly Alahady eto amin’ny FJKM-Gland. Misy ankizy valo (8) mizara ho sokajy roa ao anatiny:

Sokajy 1: Sokajy misy ny zaza (3 ka hatramin’ny 5 taona)
Sokajy 2: Sokajy misy ireo ankizy (5 ka hatramin’ny 7 taona)

Ny votoatin’ny fampianarana dia mitovy amin’ny votoatin’ny fampianarana atolotry ny departemanta Sekoly Alahadin’ny Foibe FJKM. Amin’ny teny Malagasy sy ampahany amin’ny teny Frantsay no hanatanterahina ny fampianarana.

sekoly alahady

Ny Sampana Sekoly Alahady eto amin’ny Fitandremana Gland
dia manentana ireo ankizy rehetra hanatrika ny fampianarana ny Tenin’Andriamanitra.

Tompon’andraikitry ny Sampana: Tantely Razafimanantsoa (poussyrft(at)yahoo.fr)

Ireo mpikambana ao amin’ny Birao hatramin’ny volana novambra 2015 dia:
– Filoha: Tantely RAZAFIMANANTSOA
– Mpitan-tsoratra: Fenitra HAJAMPIRENENA
– Mpitahiry vola: Hary Zo RAKOTONDRAZAKA

Ny fampianarana dia tanterahina isaky ny Alahady fahatelon’ny volana manomboka amin’ny 1 ora tolakandro ka hatramin’ny 2 ora  tolakandro ao amin’ny Temple de Gland (Grand Rue 36, 1196 Gland).  

Section Ecole du Dimanche

La « Sampana sekoly alahady » ou Section Ecole du dimanche est une section de la paroisse FJKM-Gland. Son but est d’enseigner la parole de Dieu. Ce but est en adéquation avec l’objectif principal de la paroisse qui est d’amener les personnes à la découverte de la parole de Dieu et à la foi en Jésus Christ.

L’école de dimanche au sein de la FJKM Gland a vu le jour le 20 janvier 2008 dernier. Elle compte actuellement huit (8) enfants répartis en deux groupes:

Groupe 1 : « Sokajy zaza » la catégorie des 3 à 5 ans
Groupe 2 : « Sokajy ankizy » la catégorie des 5 à 7ans

Une equipe de formateurs anime les cours et enseignements.

Les contenus des cours sont les mêmes que ceux établis par le département «Ecole du dimanche» de la Foibe-FJKM. Les enseignements sont dispensés en malgache et en français.

La « Sampana sekoly alahady » permet d’approfondir le milieu spritiuel chrétien. Un lieu de découverte des diverses responsabilités.

La Section Ecole du Dimanche de la FJKM Gland invite ainsi tous les enfants à venir assister aux cours, pour apprendre la parole de Dieu. Responsable de section: Tantely Razafimanantsoa ( poussyrft(at)yahoo.fr )

Les membres du bureau jusqu’en novembre 2015 sont:
– Président: Tantely RAZAFIMANANTSOA
– Secrétaire: Fenitra HAJAMPIRENENA
– Trésorier: Hary Zo RAKOTONDRAZAKA

Ces cours sont dispensés chaque deuxième et quatrième dimanche du mois, de 13h à 13h45, àa la Salle La Cure, Temple de Gland (Grand Rue 36, 1196 Gland).

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *

*

Simple Calendar

December 2017

Mon Tue Wed Thu Fri Sat Sun
1
2
3
  • Culte à Saint-Julien
4
5
6
7
8
9
10
  • Culte (Ecole du Dimanche)
11
12
13
  • Réunion Liana
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
  • Culte
26
27
28
29
30
31