Fandraisana
MOFON'AINA: Fifalian'ny navotan'ny Avo Indrindra
12.04.2010 14:01
Andriamanitra izay nanavotra avy amin?ny loza sy ny fahafatesana ary ny fahavalo no fanantenana sy anjaran?ny mino tokoa.
Ara-panahy
MOFON'AINA: Fifalian'ny navotan'ny Avo Indrindra
12.04.2010 14:01
Andriamanitra izay nanavotra avy amin?ny loza sy ny fahafatesana ary ny fahavalo no fanantenana sy a
Ny vokatry ny famelan-keloka - (2)
18.02.2009 06:28
Antsoina isika hamela heloka TAHAKA NY NAMELAN'ANDRIAMANITRA ny helotsika tao amin'i Jesoa Kristy (E
Mamakia baiboly isan'andro
Apokalipsy 22: 10-13
02.11.2009 00:00
Vavaka
Mitohy hatrany ny ahiahy ankehitriny eo anivon'ny firenena koa dia hiezaka hatrany isika hahatsiaro isan'andro am-bavaka ny firenentsika manoloana izany.
8 ora alina: Vavaka ho an'ny tanindrazana;
9 ora alina: Vavaka ho an'ireo mpitondra isan'ambaratongany;
10 ora alina: Vavaka ho an'ny vahoaka malagasy