(Teraka): Noémie Tiah Razafimanantsoa

Filazàna

21.07.2009 00:00

Amin-pifaliana no hilazana amintsika fa teraka tamin'ny 21 jolay 2009 lasa teo i Noémie Tiah RAZAFIMANANTSOA (zazavavy), zanak'i Tantely sy Haingo RAZAFIMANANTSOA.

Ny tsodrano dia natolotra tao am-piangonana ny 16 aogositra 2009 lasa teo.