(Teraka): Andry Raharijaona

Filazàna

17.02.2008 00:00

Amin-pifaliana no hilazana amintsika fa teraka tamin'ny 3 desambra 2007 lasa teo i Andry Raharijaona (zazalahy), zanak'i Hary Lala sy Fabrice Raharijaona.

Ny rompatsa dia efa naterin'ny fitandremana ny tamin'ny 17 febroary 2008 lasa teo.