Filazàna (isika mianakavy)
(Filazàna manjo) RAHARISOA
Filazàna
06.06.2010 08:11
Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no hilazana amintsika fa nody mandry tamin'ny alarobia 2 jona lasa teo Ramatoa RAHARISOA, renin'Atoa RAKOTONIRINA Elie (mpiara-mivavaka amintsika eto amin'ny...
(Teraka): Noémie Tiah Razafimanantsoa
Filazàna
21.07.2009 00:00
Amin-pifaliana no hilazana amintsika fa teraka tamin'ny 21 jolay 2009 lasa teo i Noémie Tiah RAZAFIMANANTSOA (zazavavy), zanak'i Tantely sy Haingo RAZAFIMANANTSOA.
Ny tsodrano dia natolotra tao am-piangonana ny 16 aogositra 2009...
(Teraka): Andry Raharijaona
Filazàna
17.02.2008 00:00
Amin-pifaliana no hilazana amintsika fa teraka tamin'ny 3 desambra 2007 lasa teo i Andry Raharijaona (zazalahy), zanak'i Hary Lala sy Fabrice Raharijaona.
Ny rompatsa dia efa naterin'ny fitandremana ny tamin'ny 17 febroary 2008...
(Teraka): Mendrika Podwika Rafaralahisoa
Filazàna
12.02.2008 00:00
Amin-pifaliana no hilazana amintsika fa teraka tamin'ny 10 febroary 2008 lasa teo i Mendrika Podwika Rafaralahisoa (zazalahy), zanak'i Herisoa Podwika Rafaralahisoa sy Christophe Podwika.
Ny rompatsa dia efa naterin'ny...