Fanazavana Soratra Masina
MOFON'AINA: Fifalian'ny navotan'ny Avo Indrindra
Fanazavàna Soratra Masina, Vaovao anio
12.04.2010 14:01
Andriamanitra izay nanavotra avy amin?ny loza sy ny fahafatesana ary ny fahavalo no fanantenana sy anjaran?ny mino tokoa.
Ny vokatry ny famelan-keloka - (2)
Fanazavàna Soratra Masina
18.02.2009 06:28
Antsoina isika hamela heloka TAHAKA NY NAMELAN'ANDRIAMANITRA ny helotsika tao amin'i Jesoa Kristy (Efes. 4.32). Andeha àry hofantarina ny hoe: inona no nataony rehefa namela antsika Izy? Fa toy izany no tokony hataontsika rehefa...
Ny vidin'ny famelan-keloka - (1)
Fanazavàna Soratra Masina
18.02.2009 06:06
Anisan'ny vato misakana lehibe ny fivelaram-piainan'ny kristiana ny lonilony. Manimba tena ara-panahy sy ara-tsaina ary ara-batana ny kristiana rehefa manda tsy hamela heloka