Vaovao anio

VIDEO: Kaonseritra "SALVATION" Zaram-pifaliana

Zaram-pifaliana, Vaovao anio

21.10.2009 23:03

Ho tanterahina amin'ny 25 oktobra 2009 ho avy izao ny Alahadin'ny Zaram-pifaliana hanatanterahin'izy ireo toriteny an-kira. Santionany amin'izany ity horonantsary notsongaina tamin'ny kaonseritra SALVATION (2008)

Ny Paska ho antsika kristianina

Vaovao anio, Ny Fitandremana, Sekoly Alahady, Zaram-pifaliana

05.04.2009 00:00

Akaiky antsika ankehitriny ny vaninandron'ny Paska. Ny ahatsiarovana izany amin'ny fiainantsika an-davanandro dia ny fahitana ireo bitro sy atody amin'ny « chocolat » miravaka sy mahafinaritra hita any amin'ireo mpivarotra...

Mpitandrina Délégué eto amin'ny FJKM-Gland: Lalasoa RABEARISON, Mpitandrina

Ny Fitandremana, Vaovao anio

16.03.2009 21:27

Noraisina tamin'ny fomba ofisialy ny 15 martsa lasa teo ny mpitandrina délégué vaovao

Nitsangana ireo rafitra ao amin'ny Synodam-paritany faha-37

Ny Fitandremana, Vaovao anio

13.03.2009 01:36

Tontosa ny asabotsy 7 martsa lasa teo ny fananganana ireo rafitra rehetra misy ao amin'ny Synodam-paritany faha-37 Ampitandranomasina.

Firaisam-pinoana Malagasy: Fanompoam-pivavahana Krismasy 2008

Vaovao anio, Ny Fitandremana

25.02.2009 22:35

Tanteraka soa aman-tsara ny fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana izay nifandrimbonan'ireo fiangonana rahavavy malagasy eto Suisse sy Frantsa manodidina

Ireo mpiandraikitra Foibe FJKM

Vaovao anio, Ny Fitandremana

01.09.2008 22:38

Lisitr'ireo mpiandraikitra foibe FJKM voafidy tamin'ny Synoda lehibe faha XVI tany Mahajanga ny alarobia 20 aogositra 2008